• Sabotsy 14 Oktobra 2017
Actualités.Marc Tatandraza Manadala saim-bahoaka fotsiny

Manadala saim-bahoaka no azo hilazana ny fihetsika sy ny zavatra ataon’i Marc Tatandraza, izay milaza azy ho apostoly sy irak’i Jesosy. Sesilany ny fanambarana sy fitenintenenam-poana etsy sy eroa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Oktobra 2017
Actualités.Talen’ny SAMVA vaovao Maika ny fanalana ny fako hamongorana ny pesta

Napetraka tamin’ny toerany omaly ny talen’ny SAMVA vaovao Rakotoarivony William, taorian’ny nanalan’ny fitondram-panjakana an-dRatolojanahary Damy Jean Badpiste, tale jeneralin’ny SAMVA teo aloha. Mazava ny antom-pijoroan’ny tale vaovao, raha araka ny tafa fohy nifanaovany tamin’ny mpanao gazety omaly teny Ampasampito.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2017
Actualités.Tsy nomen’ny fianakaviany ilay razana Sakoroka mandrak’alina teny Anosibe

Savorovoro tanteraka ny teny Anosibe Mandrangobato I nanomboka omaly tolakandro hatramin’ny alina. Anton’izany ny fisian’ny olona maty, izay nambaran’ny fianakaviany sy ny mpiara-monina fa maty vokatry ny fiakaran’ny tosidra, ary efa nandrasana roa andro tao an-tanàna ny razana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2017
Actualités.Kaominina Ivato Hahazo tranompokonolona ny ao Ankadindravola

Hahazo tranompokonolona vaovao ny ao amin’ny fokontany Ankadindravola, kaominina Ivato. Omaly no notanterahina ny ady fototry ny trano izay hanana refy 25 amin’ny 8 metatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2017
Actualités.Fanalana ny fako eto Antananarivo Efa vitan’ny RF2 ny andraikitry ny kaominina

Mitohy hatrany ny fanilihan’ny fitondram-panjakana andraikitra amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’izao manoloana ny asa fanadiovan-tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Oktobra 2017
Actualités.CLAM Hampanara-penitra ny sakafo sy ny zava-pisotro

Fikambanana iray nijoro teto amintsika efa ho folo taona izao ny CLAM na ny « Consortium des Laboratoires Agro-alimentaires de Madagascar ».

Hamaky ny tohiny
FTT