• Talata 24 Oktobra 2017
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy-Faritra Anosy Nojerena manokana ny kaominina

Tao anatin’ny roa andro no nanatanterahana ny atrikasa fampiofanana an’ireo ben’ny tanàna sy ireo filohan’ny filankevitra kaominaly ary ny mpikirakira vola eo anivon’ny kaominina ato anatin’ny faritra Anôsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2017
Actualités.Mpandraharaha manafim-bary Nampitandremana fotsiny aloha

Nampahatsiahy ny fomba fiasan’ny minisitry ny varotra sy fanjifana ankehitriny, Chabani Nourdine,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Actualités.Profesora Zafy Albert Hotsaroana mandrakariva, hoy ny Filoha

Tontosa soa aman-tsara tany amin'ny fasan-drazany any Betsiaka Ambilobe ny sabotsy 21 oktobra teo ny fandevenana ny Profesora Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Actualités.Clémence Raharinirina Hitarika fanakorontanana

Milaza ny hitarika fitokonana indray ireo mpitarika ny Fikambanan’ny “Taxi” Antananarivo Renivohitra (FTAR), tarihin’i Clémence Raharinirina manomboka ny zoma 27 oktobra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Actualités.Mécanicien nipoahan’ny “Gaz” Tapaka ny tongony, nipotsaka ny tsinainy…

Zava-doza no nitranga teny Ankinininabe Andramahavola Ambohidrapeto ny sabotsy teo. Tovolahy iray nitondra ny anarana hoe Solo 30 taona no nipoahan’ny « gaz » teo am-perinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Actualités.Mpivarotra hani-masaka Tsy manana toerana fanariana fako ny ankamaroany

Tsy manana toerana fanariana rano maloto sy poti-kanina ny ankamaroan’ireo mpivarotra hani-masaka amoron-dalana eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT