- Talata 31 Oktobra 2017
Actualités.Tany misy ny Villa Elizabeth Karana no nividy azy
Nanazava mikasika ny antsipirihan’ny raharaha Villa Elizabeth, fonenan’ny filoham-pirenena teo aloha nodimandry,
Hamaky ny tohinyNanazava mikasika ny antsipirihan’ny raharaha Villa Elizabeth, fonenan’ny filoham-pirenena teo aloha nodimandry,
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly alatsinainy 30 oktobra i Mathilde Rabary, vehivavy fanta-daza teo amin’ny tontolon’ny fitsarana sy ny fanaovana politika teto Madagasikara, ary renin’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ankehitriny Paul Rabary.
Hamaky ny tohinyTsy manadino ireo zanaky ny polisy lavo am-perinasa beazina sy karakaraina ao amin’ny toby fitaizana zaza kambotin’ny polisim-pirenena ao Ambatolampy ny
Hamaky ny tohinyNahitana fatin’olona indray ny farihin’Andranomafana na Andranomaimbo amin’ny ahafataran’ny maro azy.
Hamaky ny tohinyHerintaona latsaka kely izao no nandraisan’i Madagasikara ny Fivoriamben’ny tany miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny Frantsay na ny “Sommet de la Francophonie” natao ny 22-29 novambra 2016.
Hamaky ny tohinyMiteraka resabe ankehitriny ny raharaha famarotana ny tany misy ny “Villa Elisabeth” nonenan’ny Pr Zafy Albert sy ny fianakaviany.
Hamaky ny tohiny