• Alakamisy 02 Novambra 2017
Actualités.Famarotana ny villa Elisabeth Tsy ho afa-bela i Reboza Julien

Amin’ny maha filohan’ny vaomiera mpanadihady mikasika ny olana momba ny fananantany eny anivon’ny antenimieram-pirenena azy dia nanazava ny depiote Naivo Raholdina fa fahefan’ny minisitry ny fanajariana ny tany tamin’ny fotoan’andro, izany hoe,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Actualités.Grand Chancelier Ralitera Etienne Matin’ny aretim-po

Nodimandry afak’omaly talata teo amin'ny faha-79 taonany ny Grand Chancelier Ralitera Etienne, izay tsy zoviana amin'ny maro intsony ; Grand Chancelier de l'Ordre National de Madagascar, Grand Croix de Première Classe izy ,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Actualités.Fanadiovana faobe manerana ny nosy Haingo dison’Iarivo, hoy ny CRAM

« Haingo dison’Iarivo » ny andro iray fanadiovana an’i Madagasikara, hoy ny avy eo anivon’ny CRAM na ilay sehatra misaina ny ho avin’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Actualités.“Boulangerie” nirehitra Saika potika ny manodidina azy

Nitrangana hai-trano indray tao Antsirabe ny tolakandron’ny talata 31 oktobra lasa teo. Toeram-panaova-mofo iray miorina tsy lavitry ny tobin-dasantsy eo Antsenakely no nisian’ny afo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Actualités.Tsena Petite Vitesse Hiroso amin’ny fanamboarana azy ny CUA

Niatrika fivoriana tsy ara-potoana ny Mpanolontsain’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra nanomboka ny alatsinainy sy ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Actualités.Gare routière Vatofotsy Antsirabe Kaoperativa 23 no tsy mankasitraka ny fizarana azy

Nanao fangatahana tamin’ny tompon’andraikitra mahefa amin’ny hanatsarana ny toby fiantsonana zotram-pitaterana rezionaly ao Vatofotsy Antsirabe ireo kaoperativa manatanteraka asa amin’ity “ligne”

Hamaky ny tohiny
FTT