• Sabotsy 04 Novambra 2017
Actualités.Traboina any Bekoboka Besalampy Miandry ny Bngrc sy ny fanjakana foibe

Ao anatin’ny hanoanana tanteraka ireo mponina traboina any Bekoboka Besalampy noho ny fahamaizan’n y tanànany hatrany amin’ny 90 % ny zoma 20 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Actualités.Vehivavy mpisoloky avy nigadra Nidoboka indray fa nanodina 3 tapitrisa ariary

Nidoboka am-ponja indray i Herinala Veronique, 35 taona. Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny sampandraharaha miady amin’ny kolikoly na ny SCLC etsy Anosy izy ny alakamisy 2 novambra maraina teo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Actualités.Fasan-drazan’ny mpanolotsain’ny praiminisitra Misy mivarotra sy mampanofa

Hatairana sy hagagana ny an’ny fianakaviana raha naheno antso ny alarobia teo fa nisy nandoro ny fasan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Actualités.Gidragidran’ny oniversiten’i Mahajanga Mpianatra 50 mahery hiakatra « CODIS »

Hiakatra filankevitry ny fitsipi-pifehezana na CODIS ny 8,9,10 novambra ho avy izao ireo mpianatra maherin’ny 50 voasaringotra noho ny resaka korontana sy famotehan-javatra tao amin’ny oniversiten’i Mahajanga, araka ny valandresaka nataon’ny mpitantana ny oniversite tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Actualités.Fanotofana tany ataon’ny Karana Ahiana ho dibo-drano i Mahajanga

Velaran-tany an’hekitarany maro misy ala honko ao Manapatanana Mahajanga no efa voafefy satria voalaza fa lasan’ny karana, ary efa miroso amin’ny fanotofana ireo mitonona ho tompony. Mampiasa fitaovana raitra mihitsy ireo karana mpanam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Actualités.Fitaka bevava tany Ifanadiana Manome herinandro ny depiote ny zanak’Antanala

Fitaka avo lenta nataona depiote voafidy tany an-toerana no nahazo ny zanak’Antanala any amin’ny kaominina Ifanadiana. Nanao tolotr’asa hiantsoana olona hametraka “pylône”

Hamaky ny tohiny
FTT