• Alatsinainy 06 Novambra 2017
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Nahazo tohana avy amin’ny CNaPS ny faritra Androy

Toy ny faritra rehetra izay efa nolalovan’ny CNaPS sy ny minisiteran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana dia misedra olana ihany koa ny kaominina any amin’ny faritra androy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Actualités.BAKOLINIAINA GRIFFINE Hamoaka boky mikasika ny fiainam-pirenena

Taorian’ilay boky amboaran-tononkalo mitondra ny lohateny hoe : “hetahetako” izay efa hita eny amin’ny toeram-pivarotam-boky rehetra eto an-drenivohitra dia hamoaka boky hafa mirakitra ny fiainam-pirenena indray i Bakoliniaina Griffine, mpanao gazety ara-panatanjahantena eo anivon’ny televizionam-panjakana TVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Actualités.Trano 3 kilan’ny afo tany Antsirabe Tsy hita indray ny mpamonjy voina

Efa nampoizina fa tsy natao ho an’ny sarambabem-bahoaka ilay mpamonjy voina tokana an’ny orinasa tsy miankina ao Antsirabe fa ho an’ny karana sy ny mpanambola ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Actualités.Banky Foiben’i Madagasikara Natao roaka alika ny mpanao gazety

Nanao valandresaka sy fampitam-baovao ho an’ny mpanao gazety teny amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny avy amin’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) tarihin’ny governora Alain Rasolofondraibe omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Actualités.Volavolan-dalàna momba ny satan-tany Velon’ahiahy ny fiarahamonim-pirenena

Handalo ary hodinihina eny anivon’ny Antenimieram-pirenena amin’ny talata 7 novambra ho avy izao ny volavolan-dalàna momba ny satan-tany vita titra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Actualités.Volavolan-dalàna momba ny satan-tany Velon’ahiahy ny fiarahamonim-pirenena

Handalo ary hodinihina eny anivon’ny Antenimieram-pirenena amin’ny talata 7 novambra ho avy izao ny volavolan-dalàna momba ny satan-tany vita titra.

Hamaky ny tohiny
FTT