• Talata 07 Novambra 2017
Actualités.Fanendahana sy halatra anaty fiara Mirongatra eny Isotry, olona roa nalefa eny am-ponja

Mirongatra ny asa fanendahana sy fangalaran-javatra anaty fiara eny Isotry sy 67 ha eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Actualités.Trano ravan’ny rivodoza miisa 2 tao Moramanga Maherin’ny 95 tapitrisa ariary no nanarina azy

Natolotr’Ambatovy tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alakamisy 3 novambra teo ireo trano vita fanarenana roa ho an’ny distrikan’i Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Actualités.Depiote Horace sy ny TIM Boriborintany faha-6 Manampy ny ben’ny tanànan’Iarivo Lalao Ravalomanana

Ho fanohanana ny Ben’ny tanànan’Antananarivo-Renivohitra Ramatoa Lalao Ravalomanana amin’ny ady amin’ny pesta ary fanamafisana ny tanjona Fonenana Madio

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Actualités.Fihetsiky ny fitondrana tato ho ato Fomban’ny tsivalahara aty Afrika, hoy ny Otrikafo

Rehefa akaiky fifidianana tahaka izao, hoy ny filohan’ny antoko politika Otrikafo, Andrianjaka Rajaonah, dia matetika misy foana ny fomba fanao maloto tahaka izay nataon’ny fitondram-panjakana tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Nahazo tohana avy amin’ny CNaPS ny faritra Androy

Toy ny faritra rehetra izay efa nolalovan’ny CNaPS sy ny minisiteran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana dia misedra olana ihany koa ny kaominina any amin’ny faritra androy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Actualités.BAKOLINIAINA GRIFFINE Hamoaka boky mikasika ny fiainam-pirenena

Taorian’ilay boky amboaran-tononkalo mitondra ny lohateny hoe : “hetahetako” izay efa hita eny amin’ny toeram-pivarotam-boky rehetra eto an-drenivohitra dia hamoaka boky hafa mirakitra ny fiainam-pirenena indray i Bakoliniaina Griffine, mpanao gazety ara-panatanjahantena eo anivon’ny televizionam-panjakana TVM.

Hamaky ny tohiny
FTT