- Sabotsy 11 Novambra 2017
Actualités.Fitsirihana eny amin’ny OMAVET Mitombo isa hatrany ireo resy lahatra
Mbola mitohy hatrany amin’izao ilay raharaha hifanolanan’ny fikambanan’ny taxi (FTAR) sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ny fanovana ilay lanterne kely ho lehibe sy ilay fitsirihana tsy maintsy tanterahin’ny fiarakaretsaka eny anivon’ny OMAVET ho fiarovana ny ain’ny mpanjifa. Amin’ny ankapobeny dia ireo efa tena ratsy no matahotra ny fampiharana ireo fanovana vaovao ireo.
Hamaky ny tohiny