- Alatsinainy 13 Novambra 2017
Actualités.Mahatsiaro ho tratry ny tsindrihazolena Nitroatra ny mpiasan’ny SAMVA
Vao tonga ny Tale Jenaraly vaovao dia tokony mba nampivory anay mpiasa aloha voalohany indrindra, mba nanontany hoe inona no zavatra tadiavinareo mpiasa sy ny zavatra tsy nety teto, hoy ireo mpiasan’ny SAMVA nanao fitokonana teny anoloan’ny Mikoja eny Ampasapito ny sabotsy 11 novambra teo.
Hamaky ny tohiny