• Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.CNaPS – LABEL HOREB Miara-miasa hanampy tantsaha 176 any Atsinanana

Napetraky ny lalàna iraisam-pirenena sy ny lalàmpanorenana malagasy fa zo fototra ny fiahiana ara-tsosialy ho an’ny isam-batan’olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Lalàna momba ny fananan-tany Tsy ampy ny fanazavana

Taorian’ny fahalanian’ilay volavolan-dalàna mikasika ny fananantany teny anivon’ireo parlemantera ny herinandro teo dia tsikaritra ho nirongatra ny ady teto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Mpamily taxi be sy ny resevera Mitondra 5.000 Ar isan’andro mody raha kely

Tsy maintsy mitondra vola mody 5.000 Ar isan’andro raha kely ireo mpamily taxi-be sy ny mpanampy azy, eto an-drenivohitra raha araka ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Lehilahy Mpanao herisetra avokoa ny 70 %

Mpanao herisetra avokoa ny 70%-n’ny lehilahy. Raha araka ny tarehimarika nomen’ny tetikasa Sahala dia efa saika niharan’ny herisetra ny 70 %-n’ny vehivavy Malagasy manerana ny Nosy fa ny endrika hisehoany no samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Mananjary Tafajoro ny « Association Vary sy Rano »

Tafajoro ary nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny sabotsy 11 novambra 2017 teo ny “Association Vary sy Rano” manana an’Atoa Andriamanampisoa Gégé Bernard ho filohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Raharaha ISTRALMA Ambohitsilaozana Hikarakara fampihavanana ireo olobe

Nivoitra nandritra ny dinik’asa niarahan’ireo olom-panjakana sy tangalamena ary ny fikambanan’ny mpianatra ao amin’ny oniversite annexe Ambohitsilaozana (ISTRALMA) ny alatsinainy 13 novambra teo fa hiroso amin’ny fampihavanana ny mpitantanana eo anivon’ny ISTRALMA sy ny mpianatra ireo oloben’ny faritra Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
FTT