Actualités

Raharaha ISTRALMA Ambohitsilaozana Hikarakara fampihavanana ireo olobe


  • Alarobia 15 Novambra 2017

Nivoitra nandritra ny dinik’asa niarahan’ireo olom-panjakana sy tangalamena ary ny fikambanan’ny mpianatra ao amin’ny oniversite annexe Ambohitsilaozana (ISTRALMA) ny alatsinainy 13 novambra teo fa hiroso amin’ny fampihavanana ny mpitantanana eo anivon’ny ISTRALMA sy ny mpianatra ireo oloben’ny faritra Alaotra Mangoro.

 

Nanambara Atoa Rasolosoa Joseph fa mila miray hina ny zanak’Alaotra Mangoro raha tiana ny ho lasa lavitra amin’ny fampandrosoana. Anisan’ireo angady nananana sy vy nahitana ny fijoroan’ny oniversite annexe Atoa Rasolosoa Joseph ka izay no mahatonga azy hirotsaka an-tsehatra hitarika ny fampihavanana eo anivon’ny disadisa miseho ao amin’ny ISTRALMA.

Niry A

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT