- Zoma 17 Novambra 2017
Actualités.Vita ny tetezan’i Farahantsana Hamokatra herinaratra ihany koa
Notokanana omaly ny tetezana any Farahantsana Mahitsy izay mampitohy ny kaominina Ampanotokana sy Ambohimasina.
Hamaky ny tohinyNotokanana omaly ny tetezana any Farahantsana Mahitsy izay mampitohy ny kaominina Ampanotokana sy Ambohimasina.
Hamaky ny tohinyNotontosaina tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly ny atrikasa famaritana ilay antsoina hoe famantarana ny fandehan’ny fitantanana anatiny na IGL izay tohanan’ny rafitra alemana GIZ.
Hamaky ny tohinyHanokafana toerana fizarana fisotroan-drononon’ny zokiolona eny Ivato. Hanomboka amin’ny volana janoary 2018 izany raha ny fanazavan’ny ben’ny tanàna Randrianarisoa Penjy.
Hamaky ny tohinyHentitra omaly ny minisitra misahana ny fanajariana ny tany Benjamina Ramarcel Ramanantsoa momba ny raharaha famarotana ny tany St Antoine VI misy ny Villa Elizabeth fonenan’ny fianakavian’ny Pr Zafy Albert.
Hamaky ny tohinyNovidian’i Sherine Abdel Whab lafo ny vava navoakany momba ny reniranon’I Nil, izay manan-tantara sy manana ny maha izy azy ho an’ny firenena Egiptianina.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fahalanian’ilay volavolan-dalàna mikasika ny fananantany teny anivon’ireo parlemantera ny herinandro teo dia tsikaritra ho nirongatra ny ady tany teto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohiny