- Alatsinainy 20 Novambra 2017
Actualités.Varika eto Madagasikara Ahiana ho ringana afaka 20 taona
113 no karazan-gidro Varika misy eto amintsika, izany hoe mamaritra ny 20% ny karazan-gidro misy eto amin’izao tontolo izao kanefa 0,4% amin’ny velaran-tanin’izao tontolo izao no velaran-tanintsika,
Hamaky ny tohiny