• Talata 21 Novambra 2017
Actualités.Seraseran’ny filoham-pirenena Nikorontana indray omaly

Niseho indray ny tsy fahamatorana teo amin’ny fiadidiana ny Repoblika omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Actualités.Radanoara Julien “Mora ho an’ny mampiorohoro ny miditra eto”

Mampanahy ny zava-misy eto Madagasikara ankehitriny momba ny fisian’ny teratany vahiny hafahafa miditra eto Madagasikara, izay efa manomboka mivoaka ny marina fa mpitsoa-ponenana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Actualités.Rajaonarimampianina Nihaino ny hetahetan’ny ankizy

Niresaka sy nidinika nandritra ny 20 minitra teo ho eo teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha tamin’ireo ankizy enina mianadahy nisolotena ny ankizy manerana ny nosy omaly ny filoha Hery Rajaonarimampianina ho fanamarihana ny andro eran-tany momba ny ankizy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Actualités.Andron’ny ankizy ho an’ny boriborintany faha-6 Naompanay tamin’ny lafin-javatra 3, hoy ny depiote Horace

Nomarihana omaly 20 novambra toy ny isan-taona ny andro maneran-tany ho an’ny ankizy hatramin’ny nanamarihana azy voalohany tamin’ny taona 1954 mba hanamafisana ny fanajana azy ireo sy ho fanajana ny zony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Actualités.Fampanambadiana ny zaza tsy ampy taona Mamolavola paikady hiadiana aminy ny ministeran’ny mponina

Mahatratra 41,2% ny tahan’ireo ankizy tsy ampy taona efa miroso amin’ny fanambadiana manerana ny Nosy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Actualités.Trondro no noharatoina Fatin’olona no azon’ny harato

Lehilahy iray hita faty, azon’ny mpanarato tany Sambava omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT