- Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.Mpivarotra - Tsena COUM 67 Ha “Mila mihaona amin’ny ben’ny tanàna izahay”
Omaly vao maraina tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany dia efa tonga nandrava ny tranovy an’ireo mpivarotra soldes etsy amin’ny Coum 67 ha ireo andian’olona izay voalaza fa voakaraman’ilay tompon’andraikitra iray eo anivon’ity tsena ity, manohana akaiky ireo mpivarotra vaovao kasainy nomena ny toerana. Tohana mafy vokatr’izany ireo mpivarotra “soldes”
Hamaky ny tohiny
