• Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.« Permis biométrique » Malagasy Tsy manaja ny fenitra iraisam-pirenena akory

Vehivavy teratany Malagasy fa am-pielezana any Etazonia, mipetraka any Washington DC no sendra olana raha nikarakara “permis” tany an-toerana ity vehivavy nijoro vavolombelona ity. Rehefa vita ny fikarakarana ny antontan-taratasy rehetra hangalana ny “permis” dia nentina tany ihany koa ilay “permis biométrique”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.Tondra-drano mandritry ny favaharatra Miara-mitady vahaolana ny BNGRC sy ny minisiteran’ny Atitany

Manodidina ny efatra ireo rivodoza handalo eto amintsika mandritra ny fotoam-pahavaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.Tsy fahampian’ny vary Vokatry ny doro tanety sy ny tsy fahampian’ny ranon’orana

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ny minisitra Chabani Nourdine manoloana ny fanontaniana apetraky ny olona amin’ny fiakaran’ny vidim-bary eny an-tsena. Efa mahatratra 650 Ar mantsy ny iray kapoaka amin’ny vary zanatany toy ny makalioka ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.SIF sy ny Transparency International Hijery manokana ireo olana momba ny fananan-tany

Na dia efa in-droa nohatsaraina sy nohavaozina aza hatramin’ny taona 2005 no ho mankaty ny politikan’ny fananan-tany eto amintsika dia tsy misy fiantraikany amin’ny vahoaka ihany, indrindra fa ny fiarovana ny taniny, hoy Raparison Eric, filohan’ny SIF.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.Kambana 3 mianadahy maty reny Noraisin’ny Minisiteran’ny mponina an-tànana

Noraisin’ny minisiteran’ny mponina an-tanana ireo zaza kamban-telo vao teraka tany Namakia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.Rotary Club Lac Alaotra Manome lanja ny fanovozam-pahalalana

Manampy betsaka amin’ny fanovozam-pahalalana ny famakiam-boky. Nanolotra boky ny Sekoly tsy miankina INA sy ny Ecole Française lac Alaotra ary ny CHRR Ambatondrazaka no ny Rotary Club Ambatondraka.

Hamaky ny tohiny
FTT