• Alatsinainy 27 Novambra 2017
Actualités.Silamo mibaby entana Mitombo isa ireo mivezivezy eny an-dalambe

Miha mitombo hatrany ny sarina silamo be volombava, manao akanjo rebareba, mibaby kitapo be sy mitondra harona mandeha an-tongotra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Actualités.Federation Famubo Madagascar Hiady amin’ny herisetra mahazo ny vehivavy

Tao anatin’ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny herisetra atao amin’ny vehivavy notontosainy teny amin’ny hotely Colbert ny sabotsy 25 novambra 2017 teo no nanambaran-dRtoa Razafindravony Mélanie filohan’ny Federation Famubo Madagascar fa mila foanana ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Actualités.Famonoana tovovavy tany Ambositra Mampiahiahy ny SMS tao anaty findainy

Manomboka ahitana mangirana amin’izao ny raharaha famonoana an-dRafitoharimaka Rosalie, ilay tovovavy hita faty tao amin’ny hotely Violetta tao Ambositra ny marainan’ny 23 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Actualités.Fitokonan’ny mpitsara Tavela irery ny filohan’ny SMM

Efa ho iray volana mahery izao no tsy nandrenesam-peo intsony ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Actualités.Fiara nifatratra teo am-bodihazo Zazalahikely 12 taona maty tsy tra-drano

Zazalahikely vao 12 taona monja no maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tany Vohilengo, 6 km tsy hidirana ny tanànan’i Vavatenina ny sabotsy 25 novambra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Novambra 2017
Actualités.Kara-panondro 300 Ar no vidiny eo anivon’ny tranopritim-pirenena

Nivoaka tamin’ny fahanginana Randriamboavonjy Jean Angelson, tale jeneralin’ny tranoprintim-pirenena nanazava ny mikasika ilay fiakaran’ny vidin’ny kara-panondrom-pirenena eto amintsika izay tena niteraka resabe tokoa teo aloha teo.

Hamaky ny tohiny
FTT