• Zoma 01 Desambra 2017
Actualités.Mpiasan’ny primatiora Nasondrotra avo roa heny ny tambin-karama

Nakarin’ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier avo roa heny ny tambin-karama manokana ivelan’ny vatan-karama na « indemnités » ho an’ny mpiasa rehetra eo anivon’ny fiadidian’ny primatiora.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Actualités.Fidangan’ny vidim-bary Mifono afera maizina sy politika maloto

Tsy mijanona misondrotra ny vidim-bary eto amintsika kanefa tsy hita izay tena vahaolana maty paika avy amin’ny fanjakana. Niainga tany amin’ny 500Ar, 600Ar, 650Ar, ary efa 700Ar ny kapoaka amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Actualités.Fanavaoazana ny fitantanan-draharaham-panjakana Hampanarahana ny toetrandro amin’izay…

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly zoma 30 novambra ny tetikasa « Fandaharan’asa mitondra fanavaozana ny fitantanana ny raharaham-panjakana mba hanaraka ny toetrandro sy manaraka fandrosoana » notarihin’ny praiminisitra, Mahafaly Solonandrasana Olivier,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Actualités.Vehivavy sy ankizy iharan’ny herisetra Ambony ny taha eto Madagasikara

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly alakamisy 30 novambra, ho an’i Madagasikara, tetsy Besarety ny fiantombohan’ny hetsika antsoina hoe “Thursday in black”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Actualités.Boriborintany fahatelo Nahazo fitaovana vaovao ny « salle de mariage »

Ho fanohizana ny fankalazana ny tsingerintaona fahatelopolo nisian’ny boriborintany fahatelo, dia mbola mitohy hatrany ny asa fanavaozana sy fanatsarana ny efitrano fisoratam-panambadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Actualités.Tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia Misongadina ny sakafo vita Malagasy sy ara-pahasalamana

Notanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, haharitra efatra andro, ilay hetsika tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia andiany fahavalo karakarain’ny Showbizz Company.

Hamaky ny tohiny
FTT