• Alatsinainy 04 Desambra 2017
Actualités.Birao iraisam-pirenena momba ny asa Miady amin’ny fampiasana zaza tsy ampy taona

Miezaka manao ny asany ny birao iraisam-pirenena momba ny asa na ny BIT amin’izao fotoana manoloana ny ady atao amin’ny fampiasana zaza tsy ampy taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Actualités.Antanetibe Ilafy Tanin’olon-tsotra 24 ha misy misoloky

Mihamahazo vahana hatrany ny resaka ady tany eto amintsika. Voakasik’izany manokana ny etsy Antanetibe Ilafy, distrikan’Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Actualités.Mpanendaka tratra teny Itaosy Hitokona ny fianakaviany

Ny sabotsy 2 desambra 2017, tokony ho tamin’ny 12 ora sy fahefany maraina dia nisehoana trangana asa fanendahana teny amin’ny faritra Bemasoandro Itaosy, ka olona telo no voaendaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Actualités.Fidangan’ny vidim-bary sy vidin-tsolika Hihetsika ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa

Ela ny ela fa nifoha tamin’ny torimasony ireo Federasionin’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na ny FAC manoloana ny fidangan’ny vidim-piainana, indrindra fa ny solika sy vary.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Actualités.Hetsika Tsena B Ho sahaza ny poketra rehetra

6 andro sisa dia higadona etsy amin’ny Tanàna Voara Andohatapenaka ny andiany voalohany amin’ilay hetsika Tsena B izay hotontosaina ny 8 ka hatramin’ny 10 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Actualités.BABY SHOPPING Ahitana karazana fitafiana sy kilalao ho an’ny ankizy

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly etsy amin’ny Parvis hotel Analakely, hifarana anio sabotsy ilay hetsika Salon Baby Shopping, karakarain’ny Prima baby.

Hamaky ny tohiny
FTT