• Alarobia 06 Desambra 2017
Actualités.Komisonina hanome karatra ny mpanao gazety Nicolas Rabemananjara no voafidy ho filoha

Ny 8 janoary 2018 izao no handraisan’ny avy eo anivon’ilay komisionina manokana misahana ny fitsinjarana ireo karatra maha matihanina ny mpanao gazety eto Madagasikara ny fangatahan’ireo mpanao gazety maniry hahazo izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Desambra 2017
Actualités.Mpiaro ny zon’ny mpanjifa Mitaky ny hanafoanana ny MID

Ampiakaro 100% ny sandan’ny ariary ary foano ny MID. Antsoantso isan’ny nanakoako tetsy amin’ny minisiteran’ny angovo sy ny solika tetsy Ampandrianomby ireo omaly nandritry ny fitokonana fanairana notontosain’ny federasionin’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Desambra 2017
Actualités.Compagnie Malagasy Textile Tsy mahazo fialan-tsasatra amin’ny fety, nitokona ny mpiasa

Nitokona nanoloana ny vavahadin’ny orinasa afaka haba Compagnie Malagasy Textile ( CMT) eny Ambohimangakely avokoa, omaly, ireo mpiasa ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2017
Actualités.Teknolojia sy informatika Mampanantena fanampiana ny Japoney

Nitsidika ny foiben’ny orinasa momba misehatra amin’ny teknolojia sy ny informatika ary ny fifandraisan-davitra “NEC” ny Filoham-pirenena Malagasy sy ireo delegasionina notarihiny, ary nitohy tao fitsidihana ny Seranantsambon’i Tokyo izany omaly 04 desambra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2017
Actualités.TJE 2017 Lasan-dRandriantsoa Mihanta Malala ny amboara

Notanterahina tetsy amin'ny foiben'ny banky BNI Madagascar Andohananalakely omaly ny fizarana loka ho an'ireo mpandraharaha Malagasy mendrika indrindra latsaky ny 40 taona tamin'ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2017
Actualités.Vidim-bary eny an-tsena Hanomboka hidina amin’ity herinandro ity

Nampahafantatra tetsy anivon’ny minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana Ambohidahy omaly ny solontenan’ireo fandraharahana vary nahitana mpandraharaha sy ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa fa azo heverina tsara amin’izay ny hidinan’ny vidim-bary manomboka amin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT