• Alakamisy 07 Desambra 2017
Actualités.Fiara halatra avy any ivelany Mafia Karana no atidoha

Mbola mitohy hatrany ary hitan'ireo mpanaraka amin'ny alalan'ny fampahalalam-baovao maneran-tany ny fisiana halatra fiara raitra izay miroborobo fatratra any Eoropa ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Desambra 2017
Actualités.Fiaraha-miasa amin’ny Alemaina Mifantoka amin’ny angovo, fambolena ary jono

Tanterahina ao amin’ny Lapan’i Mahazoarivo mandritra ny roa andro nanomboka omaly ny dinika politika sy stratejika andiany faharoa ao anatin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Alemana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Desambra 2017
Actualités.Fanafarana vary avy any ivelany Vahaolana tefy maika, hoy i Lita Rabetsara

Vary vao nohafarana avy any Inde sy Birmania ary Pakistan 15 kamiao no tonga tao amin’ny tsenan’Anosibe omaly ho vahaolan’ny fitondram-panjakana hampidinana ny vidim-bary eny an-tsena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Desambra 2017
Actualités.Tsiroanomandidy Navotsotry ny fitsarana ilay mpanao taratasin’omby hosoka

Velon-taraina ireo mpisehatra amin’ny fiompiana omby mivondrona ao amin’ny FIMPI Omby manoloana ny famotsoran’ny fitsarana ilay olona voalaza fampanasonia ny taratasin’omby hosoka tany Tsiroanomandidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Desambra 2017
Actualités.Krizim-bary Miala bala ny fitondrana

Efa nanao antso avo ny avy eo anivon’ireo mpianatra sy mpampianatra mpikaroka ary ireo ekonomista nandalo rehetra teny anivon’ny oniversiten’Antananarivo ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Desambra 2017
Actualités.Toliara Vehivavy iray maty notifirina metisy Karana

Malagasy iray 23 taona no maty voatifitra tany Toliara ny alatsinainy lasa teo tokony ho tamin’ny 12 ora alina. Bala iray teo amin’ny masony sy ny tendany no nahafaty azy.

Hamaky ny tohiny
FTT