• Sabotsy 09 Desambra 2017
Actualités.Ady amin’ny fahaverezan-tsolika an-dranomasina Vonona amin’ny fotoana rehetra ny OLEP

Toy ny isan-taona dia misy hatrany ny fanazaran-tena ho an’ireo efa notsongaina hatrizay hanatanteraka ny vonjy voina sy fisorahana ny fahalotoan’ny ranomasina vokatry ny fahaverezan-tsolika an-dranomsina na an-tanety.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Actualités.Fanampiana ara-tsakafo tamin’ny rivodoza Nokianin’i Ny Rado Rafalimanana ny fanjakana

7 volana lasa izay no nandalovan’ny rivodoza Enawo teto amintsika ary anisan’ny faritra voa mafy ny faritra SAVA misy an’i Sambava, Antalaha, Vohemar, Andapa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Desambra 2017
Actualités.Famosaviana ny Malagasy Vary simba 2310 gony tratra tany Toamasina

Famosaviana tsotra izao ! Vary nohafarana avy any Pakistan an’arivony gony no tratra tany Toamasina omaly. Vary lo izy ireo. Teratany Pakistaney no fantatra fa tompony. Tsy mitsahatra midina ifotony noho ny baikon’ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana taorian’ny fandalovany tany Toamasina ireo ekipan’ny “task force” Toamasina, izay ahitana ny talem-paritry ny varotra sy ny talem-paritry ny fitaterana ary ny komandin’ny vondrom-pileovan’ny zandary Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Desambra 2017
Actualités.Fanodinkodinam-bola tao amin’ny Madaomby Mpivady voasambotra niaraka tamin’ny 90 tapitrisa Ar

Mpivady samy mpiasa ao amina orinasa Madaomby no voasambotry ny Zandarimariam-pirenena omaly alakamisy 7 desambra 2017 tamin'ny 4 ora sy sasany hariva teny Sabotsy Namehana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Desambra 2017
Actualités.Fiakaran’ny rano Tsy mbola misy atahorana, hoy ny APIPA

Tsy mbola misy atahorana ny fiakaran’ny rano eto an-drenivohitra, raha araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny APIPA Rateloson Philippe, omaly. Mbola vao 0,05 metatra mantsy ny refin’ny rano etsy Ikopa mandalo eny Anosizato raha 3 metatra vao tena atahorana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Desambra 2017
Actualités.Vondron’ny Taxi Matihanina « Fotoana mahatsara ny karama izao ka aoka tsy hoelingelenina »

Miezaka manazava ny sain’ireo mpisehatra TAXI namany amin’ny hanatsarana ny asa fiveloman’izy ireo ny vondron’ny taxi matihanina VTM.

Hamaky ny tohiny
FTT