Actualités

Fiakaran’ny rano Tsy mbola misy atahorana, hoy ny APIPA


  • Zoma 08 Desambra 2017

Tsy mbola misy atahorana ny fiakaran’ny rano eto an-drenivohitra, raha araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny APIPA Rateloson Philippe, omaly. Mbola vao 0,05 metatra mantsy ny refin’ny rano etsy Ikopa mandalo eny Anosizato raha 3 metatra vao tena atahorana.

Mbola 1 m 50 ihany koa ny ao Bevomanga raha 4 m no tena atahorana. Efa miomana fatratra amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra izy ireo hisorohana ny tondra-drano mety hitranga. Anisan’ireny ny asa fanadiovana ny lakandranon’Andriantany sy ny  C3  izay tena voafaritra ao anatin’ny andraikitra raisin’izy ireo. Tsy mampanao asa tanamaro na HIMO izy ireo fa orinasa tsy miankina no manatanteraka ny asa fanadiovana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT