• Alatsinainy 11 Desambra 2017
Actualités.Fambolen-kazo 2017 – 2018 2.000 Ha isam-paritra no tanjona

Nosokafana tao amin’ny kaominina Ambohibary misy ny tanin’ny orinasa Fanalamanga ao Moramanga ny sabotsy misandratr’andro teo ny taom-pambolen-kazo taona 2017 – 2018 ho an’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Desambra 2017
Actualités.Ady tany eny Ankadindravola Tsy vola fa fanafoanana ny “Titre” no takianay, hoy ireo mpitory

Tanina fianakaviana iray eny Ankadindravola Ivato no azon’olona mahitahita sy nahavitany taratasy ara-dalàna raha ny fanazavan’ireo fianakaviana lasibatra. Efa azony ny tany hafa teo amin’ny manodidina, izay tsy misy hidiran’ireto fianakaviana ireto, ka tafiditra afovoany ny azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Actualités.Trafikana boaderozy Ezahana saronana ny “raharaha Singapour”

Niaraha-nandre ny fanapahan-kevitry ny CITES na ny fifanarahana momba ny varotra iraisam-pirenena mikasika ny zava-manan’aina sy zava-maniry ahiana ho lany tamingana amin’ny mbola fitohizan’ny sazy ho an’i Madagasikara momba ny tsy fahafahana manondrana sy mivarotra hazo sarobidy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Actualités.Claudine Razaimamonjy Nohalavaina 6 volana ny fitazonana am-ponja azy

Ny 3 aprily 2017 no nosamborina teny Mahamasina i Claudine Razaimamonjy rehefa tsy namaly ny antso nataon’ny Bianco ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Actualités.Pakistanais eto Madagasikara Maro ireo mamoa-doza

Tsy natao hankahalana vahiny fa efa tena manafintohina ny ataon’ireo teratany Pakistanais sasany na ireo teratany vahiny avy any Pakistan tonga eto Madagasikara tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Actualités.Andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny kolikoly Mifantoka amin’ny fanentanana ny tanora

Hankalazaina anio sabotsy 9 desambra ny andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny kolikoly.

Hamaky ny tohiny
FTT