• Alarobia 13 Desambra 2017
Actualités.Kaominina Ankiranomena Mandeha ny asa, mandroso ny tanàna

Nivoaka tamin’ny fahanginana Randrianaivoarison Jaona ben’ny tanànan’ny kaominina ambanivohitra Ankiranomena any amin’ny faritra Bongolava manoloana ny fanaratsiana mahazo azy mandeha be eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Actualités.SARDINES MANKARARY

Mitombo isa hatrany ny olona naiditra hopitaly vokatry ny fihinanana Sardines misy poizina tao Antsiranana. Valo, raha araka ny tarehimarika ofisialy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Actualités.Aferana vary simba tao Toamasina Misy ifandraisany amin’ny Silamo mpampihorohoro ?

Anio no hiakatra eo anivon’ny tonia mpampanoa lalàna Toamasina ireo teratany Pakistanais telo lahy tratra tamin’ilay resaka vary lo sy efa simba.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Actualités.Fitokonan’ny mpitatitra entana sy ny “transitaires” Namono afo i Beboarimisa Ralava

Nampikoropaka ny fitondram-panjakana ny fanapahana noraisin’ireo mpitatitra entana sy ireo Transitaires tao Toamasina, amin’ny anaovan’izy ireo fitokonana tsy voafetra nanomboka omaly ho fangatahan’izy ireo ny fihainoan’ny fanjakana ny olana mianjady amin’izy ireo ataon’ny MICTSL,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Actualités.Fanazavana ny fampiakarana vidin-jiro Mifanilika ny tompon’andraikitra

Mifanilika tsy misy mety hanazava ny anton’ny fisondrotan’ny vidin-jiro ho an’ireo antsoina hoe “Gros clients”, dia ireo orinasa vaventy sy ny fomba hampiharana azy ny avy eo anivon’ny orinasa Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Actualités.Faha-68 taonan’i Marc Ravalomanana Hira fiderana no nisantarana azy teny Faravohitra

Nosantarina halina tamin’ny alalana rindran-kira fiderana ny fankalazana ny tsingerintaona faha-68 nahaterahan’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT