• Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Olona efa nanamaintimolaly ny tany Tsy azo roahina intsony…

Heverina fa hanatsara ny fandaminana ny resaka fananan-tany eto Madagasikara ny lalàna vaovao momba ny fananan-tany izay efa lanin’ny parlemanta tamin’ny fotoam-pivoriana faharoa lasa teo iny,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Lanto Rabenatoandro Mitaky ny hanakatonana ny Socolait

“Akatony ihany koa ny Socolait sy ny Tarafy, dia aleo hitovy ny fitantanana ireo orinasa rehetra”, hoy ny tale jeneralin’ny AAA tiko,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Soavinandriana Itasy sy ny vina CLD 2017 “Caserne” zandary sy « commissariat de police » no hatao

Nambaran’ny depiote Harinosy Rabenerika Charlot voafidy tany amin’ny distrikan’i Soavinandriana Itasy teny Tsimbazaza omaly fa anisan’ireo vina hotanterahina ao anatin’ny CLD 2017 hatao any amin’ny distrika misy azy ny fananganana “caserne”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.CNaPS sy FJKM Matotra ny fiaraha-miasa any Ambatolampy sy Antsirabe

Synodam-paritany roa dia Atsinanan’Ankaratra Fahazavana na ny SPAA 38 sy ny Synodam-paritanyAndrefana Atsimon’Ankaratra Miara-dia SPAA8 no nahazo fiofanana avy amin’ny tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) nandritra ny roa andro tao amin’ny SAF FJKM /AkanyVohitsoa FOFIAF/Ambatolampy ny 12 sy 13 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Boriborintany faha-3 eny Antaninandro Havadika nomerika ny tahirin-kevitra rehetra

Lanonana tsotra nefa nanana ny lanjany no notanterahana tetsy amin’ny foiben’ny boriborintany faha-3 Antaninandro ho fanamarihana ny faha-30 taona nifindrany ao amin’ny trano misy azy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Antandrokomby Anosizato Tafakatra 48 tafo sahady ireo traboina

Tafakatra 48 tafo sahady, misy fianakaviana 72 isa ahitana olona 370 ao amin’ny fokontany Antandrokomby, kaominina Anosizato Andrefana.

Hamaky ny tohiny
FTT