• Alatsinainy 18 Desambra 2017
Actualités.Bokin’andraikitra hifehy ny fitaterana Neken’ny Taxi Ville sy ny CUA

Tontosa sabotsy teo ny fihaonan’ny mpisehatra amin’ny mpitatitra fiarakaretsaka sy ny tompon’andraikitry ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) tao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Desambra 2017
Actualités.Tsena COUM 67 HA Nalana tamin’ny toerany ny lehiben’ny tsena

Niravona ihany koa ny olana eo anivon’ny tsenan’ny Coum 67 ha taorian’ny nandraisan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny andraikiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Desambra 2017
Actualités.Fakana entana azo aloha tsikelikely Mitombo isan-taona ireo manao azy

Ny vanim-potoanan’ny fety tahaka izao no mba hany andro iray toa zaton’ny fianakaviana Malagasy hanatsarana sy hanovana endrika ny ao an-tokantrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Desambra 2017
Actualités.Fiarahamiasan’ny Airtel sy Rotary Ankizy 400 mahery nahazo kopia mari-pahaterahana

Ankizy mihoatra ny 400 monina ao amin’ny Fokontany Ankorondrano no notoloran’ny orinasam-pifandraisana Airtel sy ny fikambanana Rotary Club Ankorondrano kopia mari-pahaterahana ny Sabotsy teo taorian’ny fidinana ifotony notanterahin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Desambra 2017
Actualités.Temple de Pierre Mizael Kung Fu Vita ny Gymnase goavana

Notokanana ny sabotsy lasa teo ny Gymnase lehibe ao anatin’ny Temple de Pierre Mizael Kung Fu eny Ambatomirahavavy ; ampahany voalohany amin’ny asa goavana fanamby napetraky ny Grand Maite Avoko izay zanaka lahin’ny Grand Maitre Pierre Mizael (Pierre Be) ity vita ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Actualités.Trafikana Boaderozy Navotsotry ny fitsarana ilay zandary sy sefo distrika teo aloha

Nikatona ny fanadihadian’ny Bianco ny dosie lehibe momba ny fanondranana boaderozy tany amin’ny Faritra Soanierana Ivongo.

Hamaky ny tohiny
FTT