• Alakamisy 21 Desambra 2017
Actualités.FAKA Nahatsiaro ireo ankizy tetsy 67 ha

Mahatsiaro an’ireo ankizy beazina ao amin’ny FAKA na Fikambanan’ny sekoly sy Akanin-jaza naorin-dRamatoa Céline Ratsiraka notarihan’ny Sekretera Jeneraliny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Desambra 2017
Actualités.Andoharanofotsy Ny mamo indray no niantso zandary

Ara-bakiteny ilay fitenenana manao hoe “mamo miantso polisy” raha ity tranga iray niseho teny Andoharanofotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Desambra 2017
Actualités.Soavinandriana Itasy sy ny vina CLD 2017 “Caserne” zandary sy « commissariat de police » no hatao

Nambaran’ny depiote Harinosy Rabenerika Charlot voafidy tany amin’ny distrikan’i Soavinandriana Itasy fa anisan’ireo vina hotanterahina ao anatin’ny CLD 2017 hatao any amin’ny distrika misy azy ny fananganana “caserne”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Desambra 2017
Actualités.Fanampiana ho an’ny firenena mahantra Nomen’ny FMI 44,5 tapitrisa dolara i Madagasikara

Tsy maintsy hibitaka indray ny mpitondra HVM satria tonga tahaka ny fanomezan’i Dadabenoely ny vola fanampiana mitentina 44,5 tapitrisa dolara, izany hoe efa ho 144 miliara ariary mahery avy amin’ny tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Desambra 2017
Actualités.Fahalafosan’ny vidim-bary Mamono afo amin’ny alalan’ny serasera ny fanjakana

Henjana ny serasera ampiasain’ny fitondram-panjakana hoenti-mivoy sy miresaka, fa tena nitady vahaolana mba hampidinana ny vidim-bary tokoa ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Desambra 2017
Actualités.Ankatoky ny fety Maro ny tokantrano sahirana ara-bola

Miaina anaty fahasahiranana tanteraka ny tokantrano Malagasy hatramin’ny fitondrana tetezamita no ho mankaty. Nihena na tsy manana tetibola hiatrehana ny fety akory ny ankamaroan’izy ireny amin’izao dimy andro tsy hahatongavan’ny fetin’ny krismasy izao raha araka ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
FTT