• Zoma 22 Desambra 2017
Actualités.Tsiazotafo - Antananarivo Renivohitra Trano tsy ara-dalàna nakaton’ny kaominina

Nitondrana fanazavana momba ilay fanalana ny olona mipetraka ao amin’ny trano iray etsy Tsiazotafo nataon’ny vadintany ny zoma 9 sy 15 desambra 2017 lasa teo ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Desambra 2017
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hanatsara ny fampidiran-ketra

Hanampy ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) amin’ny fanisana ara-ketra momba ny trano sy tany eto Antananarivo Renivohitra ny fandaharanasa alemana PRODECID- GIZ na ny Projet de Développement Communal Inclusif et de Décentralisation.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Desambra 2017
Actualités.Miaramila 9 maty tany Ikongo Niaretan-tory niaraka tao Fianarantsoa halina

Nigadona tao Fianarantsoa omaly alarobia 20 desambra maraina tao amin’ny Toby Faritany Miaramila Faharoa - Besorohitra ny nofomangatsiakan'ireo mpitandro filaminana sivy lahy lavo am-perinasa rehefa nopaohin’ny rano teo am-piampitana “radier”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Desambra 2017
Actualités.CUA - Ocean Trade Matotra ny fiaraha-miasa

Tonga nanolotra vary 50 gony niampy kilalao isan-karazany ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny orinasa Océan Trade amin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Desambra 2017
Actualités.Ministeran’ny mponina Hanadio eny ambany tanàna

Hanao asa tanamaro eny amin’ny faritra iva eto an-drenivohitra mandritra ny roa andro ny ministeran’ny mponina tarihin’ny minisitra Onitiana Realy. Hanomboka anio alakamisy 21 desambra izy io ary hifarana ny zoma 22 desambra.

Hamaky ny tohiny
FTT