Actualités

Ambatondrazaka Mbola betsaka ireo feno taona tsy manana kopia


  • Alakamisy 21 Desambra 2017



An-jatony ireo Malagasy feno 18 taona no ho miakatra tsy manana kopia sy kara-panondrom-pirenena ao anatin'ny distrika Ambatondrazaka. Kaominina sub Urbaine sy ny Urbaine Ambatondrazaka no nanatanterahana fitsarana mitety vohitra ao anatin'izao faramparan’ny herinandro izao. Fanamby, hoy ny avy eo anivon'ny prefektiora ny hisitrahan’ny rehetra feno 18 taona kopia sora-pahaterahana sy kara-panondrom-pirenena mialoha izay mety ho fifidianana hotanterahana amin'ny taona 2018. Nohalefahana avokoa ny fomba rehetra mety hahazoan’ny olona ireo zavatra anankiroa maha olombelona azy ireo. Mifanindran-dalana amin'izao hetsika izao dia manentana ny olona mananjo rehetra ny rantsamangaikan’ny CENI na Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana hanara-maso ny lisi-pifidianana.

Niry R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT