- Talata 26 Desambra 2017
Actualités.VITAL Fampandrosoana Nampilafy ireo sahirana teny amin’ny fokontany
Feno 15 taona tamin’ity taona 2017 ity ny nijoroan’ny fikambanana “Vital Fampandrosoan” izay niasa ho an’ny sosialim-bahoaka na tsy nisaraka tamin’ny fanaovana politika ihany amin’ny maha olom-pirenena ireo mpikambana ao anatiny.
Hamaky ny tohiny