Actualités

Fitsarana Miasa sasatra 24 andro


  • Sabotsy 23 Desambra 2017

Hanomboka omaly zoma 22 volana desambra 2017 ny fialantsasatry ny Fitsarana (vacances judiciaires) ary haharitra 24 andro izany hoe : hatramin’ny alahady 14 janoary 2018.


Toy ny isan-taona ny fialantsasatry ny Fitsarana toy izao ka ireo raharaham-pitsarana mikasika ny ady heloka bevava no mandeha, miato kosa ireo raharaha ady heloka tsotra. Araka ny fanazavana dia misy ny mandray ireo asa mikasika ny fikarakarana taratasy toy ny fanamboarana “casier judiciaire” saingy mety ho taratara tsy toy ny isan’andro ny fahavitan’izany satria mety mbola miandry sonian’ny tompon’andraikitra.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT