• Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Famatsiana herinaratra ao Toamasina Tariby 50 km no tsy maintsy soloina

Efa saika ny 80% ny tamban-jotran’ny herinaratry ny Jirama Toamasina simban’ny rivodoza no efa miverina amin’ny laoniny raha ny fanazavan’ny talen’ny Jirama Veloson Leonard.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Fiahiana ireo traboina Nanampy ny BNGRC ny CNaPS

Manoloana ireo voina nihatra tamin’ny mpiray tanindrazana noho ny fandalovan’ny rivodoza AVA ary amin’ny maha orinasa misahana ny fiahiana ara-tsosialy azy dia nitondra ny voatsirambin’ny tanana nanolotra fanampiana ho an’ireo traboina manerana ny nosy ny fianakaviamben’ny CNaPS ka nanolotra vary miisa 55 gony,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Taorian’ny nandalovan’ny rivodoza AVA Nitombo avo roa heny ireo manatona toeram-pitsaboana

Nitombo avo roa heny ireo olona mararin’ny tazo mahery sy ny gripa ary ny aretin’ny taovam-pisefoana taorian’ny nandalovan’ny rivodoza AVA teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Fikambanana Namana Nizara fanomezana ho an’ny mahantran’Antsirabe

Fikambanana iray efa nijoro nandritra ny 6 taona tao Antsirabe ny Association Namana. Toy ny fanaon’izy ireo dia ny fanampiana ireo sahirana no antom-pijoroan’ny fikambanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.250 000 000 Ar ho an’ny “CLD” Moto 9 no mba azon’ny distrikan’i Fandriana

250 tapitrisa Ariary ny vola natokana ho an’ny fampandrosoana ifotony amin’ny alalan’ny CLD (Comité Local de developpement) ho an'ny distrikan'i Fandriana. Tsy nisy afa-tsy “moto” vita sinoa miisa 9 no nandaniana ny vola, raha ny fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Ranon’Ikopa - Andohatapenaka Nahitana fatin-dehilany efa simba tanteraka

Fatin-dehilahy iray no hita tao anaty ranon’Ikopa teny Andohatapenaka, mifanitsy ny toeram-piantsonan’ny fiara vaovao ny marainan’ny sabotsy 13 janoary teo, tokony ho tamin’ny 9 ora latsaka kely teo ho eo.

Hamaky ny tohiny
FTT