Actualités

Fikambanana Namana Nizara fanomezana ho an’ny mahantran’Antsirabe


  • Alatsinainy 15 Janoary 2018

Fikambanana iray efa nijoro nandritra ny 6 taona tao Antsirabe ny Association Namana. Toy ny fanaon’izy ireo dia ny fanampiana ireo sahirana no antom-pijoroan’ny fikambanana.

Ireo olona tena sahirana no hizaran’izy ireo fanomezana toy ny akanjo, fotsimbary, paty, mofo dipaina, sira sy jiro. Izy ireo mihitsy no mirotsaka mijery ireo mahantra sy mpatory anaty sachet ireny. Nambaran’i Lin Rakotonindrainy fa misy mpikambana 35 mandrafitra azy ireo ka lehilahy avokoa fa iray monja no vehivavy, ary izy ireo no mifanampy amin’ny fanangonana ireo fanampiana hozaraina amin’ny mahantra fa tsy manana mpamatsy vola akory izy ireo. Hatreto aloha dia mbola mionona amin’ny fanampiana ihany izy ireo fa tsy mbola manana hevitra hanalana ireo olona ao anatin’ny fahantrana.


Caius R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT