• Talata 16 Janoary 2018
Actualités.Avaratetezana Ampitatafika Lasan’ny Sinoa indray ny tany

Tsy mety tapitra ny ady tany ao amin’ny fokontany Avaratetezana Ampitatafika, kaominina Ampitatafika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Actualités.Tovovavy 14 taona niala tao an-tranony Tsy hita popoka izay misy azy

Tovovavy kely iray vao 14 taona antsoina hoe Razafindrahanta Hariniriantsoa Nancy monina eny Avaradoha no tsy hita popoka nanomboka ny sabotsy 13 janoary lasa teo tamin’ny 4 ora nialany tao an-tranony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Actualités.Rajaonarimampianina Hanao asa maro any amin’ny faritra Zafimaniry

Ny faritra misy ny mponina Zafimaniry no toerana nanombohan’ny filoham-pirenena ny fitsidihana ofisialy ivelan’ny renivohitra tamin’ity taona 2018 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Fitsinjarana fanampiana ho an’ny traboina Misy zavatra tsy milamina

Toy ny efa mahazatra dia manomboka sahady ny ahiahy sy ny adihevitra mikasika ny fitsinjarana ireo fanampiana avy amin’ny malalatanana ho an’ireo traboina manerana ny nosy izay ny biraom-pirenena misahana ny resaka loza voajanahary na ny BNGRC no nampandraiketana ny fitsinjarana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Marc Tatandraza Ho samborin’ny zandary

Efa nisitrika sy niery hatramin'ny taona 2017 i Marc Tatandraza noho ny fikarohana nataon'ny zandarimariam-pirenena azy tamina fandikan-dalàna maro vitany tamin'ny faritra maromaro teto amin'ny nosy, ka nisiana fitorian'olona maro azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Actualités.Kaominina Ambohimangakely Filamatra amin’ny vary mora

Anisan’ireo mpaka vary etsy amin’ireo mpamomangady etsy Anosibe ireo mpivarotra eny amin’ny kaominina Ambohimangakely.

Hamaky ny tohiny
FTT