• Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.Farihin’Anosy Zaza herintaona saika hovonoin-dreniny

Nitrangana toe-javatra nampalahelo tetsy amin’ny ranon’Anosy omaly talata 16 janoary maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.Kaominin’i Mahitsy Misy tsy mirindra ny fandaminan’asa

Hitarainan’ny vahoaka eny amin’ny kaominin’i Mahitsy an-tampon-tanàna ny fandaminan’asa tsy mirindra eo anivon’ity tanàna ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Actualités.HITA I NANCY

Hita omaly maraina i Nancy na Razafindrahanta Haniriantsoa Nancy, raha notadiavina nanomboka ny sabotsy 13 janoary teo ity tovovavy 14 taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Actualités.Houcine Arfa “Nandoa 70 000 euros tamin’ny minisitry ny fitsarana aho”

Araka ny efa nambarany dia niroso amin’ny ampamoaka amin’izay ilay teratany Frantsay Houcine Arfa , efa nigadra teny Tsiafahy, tafatsoaka an’i Madagasikara, nihazo ny nosy Mayotte ary efa any Frantsa kosa amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Actualités.Boriborintany faha-2 Misy mitady hanakorontana

Omaly alatsinainy 15 janoary 2018 dia nisy ampahany tamin’ireo mpiasa eo anivon’ny Boriborintany faharoa (Ambanidia) ao anatin’ny kaominina Antananarivo nametraka sorabaventy mitaky ny fialan’ny delege Andriamatoa Jacques Razafindraibe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana Nomena fampitandremana farany

Mitohy sy mihamafy hatrany ny asa fanadiovana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, raha ny vaovao voaray avy eo anivon’ny fiadidiana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
FTT