- Alatsinainy 22 Janoary 2018
Actualités.Izay vao taitra Ramatoa minisitra “Hitory an’i Houcine Arfa aho”
Efa 40 taona izao no naha tao amin’ny fitsarana ahy ary andraikitra maro no efa nosahaniko, ary dingana maro no efa nolalovako.
Hamaky ny tohinyEfa 40 taona izao no naha tao amin’ny fitsarana ahy ary andraikitra maro no efa nosahaniko, ary dingana maro no efa nolalovako.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny vidim-bary izay mbola tsy mety midina mihitsy eny amin’ireo mpaninjara madinika, indrindra fa ny vary zana-tany dia anisan’ny mampitaraina fatratra ny mpanjifa ihany koa amin’izao fotoana ny fiakaran’ny vidin’ny voamaina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsotra ny nambaran’i Véronique Vouland Aneini, masoivoho Frantsay eto Madagasikara tamin’ny alalan’ny teny fohy ara-diplomatika sy feno fitandremana be hoe: “manaja ny fiandrianan’i Madagasikara sy ny fitsarana Malagasy ny Frantsay, ary efa eo am-pelatanan’ny Fitsarana roa tonta ny raharaha Houcine Arfa”.
Hamaky ny tohinyZazavavy kely iray vao fito taona monja, taona faharoa (T2) zanaky ny ray aman-dreniny voalohany no naolan’ny rahalahin-drainy iray 26 taona miara-monina aminy ka simba tanteraka.
Hamaky ny tohinyHanatanterka asa mandritra ny 10 andro ny tetikasa Asa Vonjy Aina. Distrika miisa 10 manerana an`ì Madagasikara no hanatanterahana ny tetikasa ka fianakaviana eo amin`ny 8 400 mahery no hisitraka azy.
Hamaky ny tohiny