- Alakamisy 25 Janoary 2018
Actualités.TIKO-AAA Andranomanelatra Hopotehina hatramin’ny farany
Mazava ankehitriny fa ny hamotehana hatramin’ny farany ny Orinasa Tiko-AAA Andranomanelatra no ataon’ny fitondrana HVM amin’izao fotoana. Tsy nisy nidiran’ny fitakiana momba ireo antontan-taratasy notakiana taminy intsony ny baiko azon’ny mpitondra ao Vakinankaratra, eo ambany fitarihan’ny Prefen’Antsirabe fa dia ny fanakatonana tanteraka ity orinasa ity ary ny tsy hisian’ny vokatra Tiko eny amin’ny tsena intsony no antony.
Hamaky ny tohiny
