- Sabotsy 27 Janoary 2018
Actualités.Fitsarana Malagasy Mbola azo hatokisana ve ?
Nahabe resaka tamin’ity volana ity ny raharahan’ilay teratany Frantsay Houcine Arfa, tokony higadra 3 taona eto Madagasikara nefa tafatsoaka.
Hamaky ny tohinyNahabe resaka tamin’ity volana ity ny raharahan’ilay teratany Frantsay Houcine Arfa, tokony higadra 3 taona eto Madagasikara nefa tafatsoaka.
Hamaky ny tohinyMivoaka ny vaovao amin’izao fa saika hotendrena ho mpikambana eo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny tale kabinetran’ny minisiteran’ny fitsarana Andry Rabarisoa.
Hamaky ny tohinyNandiso fanantenana ny mpiasam-panjakana ny tsy fiakaran’ny karama tamin’ity taona 2018 ity. Efa tapitra nandray karama daholo izy ireo saingy tsy nisy fisondrotana, hoy ireo fonksionera maromaro nanontaniana.
Hamaky ny tohinyTafakatra 12.000 Ar ankehitriny ny iray kilao amin’ny hen’omby eny an-tsena raha 13.000 Ar ny nofon-kena sy ny toton-kena.
Hamaky ny tohinyTokony hihena ny fotoana lany amin`ny fikarakaran`ny antotan-taratasy any amin`ny sampandraharaham-panjakana.
Hamaky ny tohinyInona loatra no tian’ny fanjakana HVM hahatongavana amin’ny fanakatonana ny orinasa AAA amin’izao fotoana izao ? Ezahina hafangaro amin’i Marc Ravalomanana amin’ny resaka politika kanefa orinasa mamelona olona mivantana an’arivony io ary misy asa tsy mivantana an’aliny. Ny vahoaka ihany koa tia sy misitraka ny vokatra Malagasy.
Hamaky ny tohiny