• Talata 30 Janoary 2018
Actualités.Avaratetezana - Ampitatafika Miha mahazo vahana ny olan’ny fananantany

Mihamahazo vahana hatrany ny olana momba ny fananantany eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Janoary 2018
Actualités.“Vitre fumée” ho an’ny fiara Manjaka ny tsy ara-dalàna, 50.000 Ar ny manao azy

Voarara tanteraka teo aloha teo ny fanaovana ireny fitaratra tsy tantera-pahazavana “vitre fumée” ireny ho an’ireo fiara tsy nahazo alalana. Lasa gaboraraka ny fanaovana azy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Janoary 2018
Actualités.Fampiroboroboana ny fizahantany Hiara-kiasa ny fanjakana sy ny Airtel

Mba hahafahana mampiroborobo ny sehatry ny fizahantany eto amintsika ka hanasongadinana ireo toerana ahitana karazan-java-maniry sy biby hananantsika tsy fahita any ivelany dia hikarakara fifaninanana ho an’ny olom-pirenena rehetra ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny fizahantany sy ny orinasam-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Janoary 2018
Actualités.TOETR’ANDRO

Any amin’ny 4.000 km miala ny morontsirak’i Madagasikara no nisy ny foiben’ilay rivo-doza Cebile omaly, raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Janoary 2018
Actualités.Ivontoerana mpandinika ny fihetsiky ny tany (IOGA) Notapahana hatramin’ny oktobra 2017 ny jiro

Nisehoana horohorontany tany tany amin’ny faritra Antsirabe omaly vao mangiran-dratsy tokony ho tamin’ny roa maraina. Toerana maro toa an’i Betafo hatrany Ambositra no niantefany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Actualités.Fiadidian’ny Repoblika Namboly zanakazo 2850

Nanatanteraka fambolen-kazo tany Ilamaka, fokontany Ankadivola ao amin’ny kaominina Ambohijanaka ny avy amin’ny fiadidian’ny Repoblika notarihin’ny filoham-pirenena mivady ny sabotsy 27 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT