• Zoma 09 Febroary 2018
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana eny Andravoahangy Nentanina hiditra ao anaty tsena

Nidina ifotony tetsy amin’ny Tsenan’Andravoahangy ny delegen’ny Boriborintany fahatelo Andriamamonjisoa Rado sy ireo ekipany ary ny lehiben’ny tsena omaly 08 febroary 2018 maraina nanentana ireo mpivarotra amoron-dalana hiditra amin’ny ara-dalana ao anatin’ny tsena, satria efa misy toerana malalaka voatokana ho azy ireo ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Actualités.Fisolokiana tany Olona 3600 no voafitaka

Tompona orinasa mpisehatra eo amin’ny resaka fivarotan-tany na irony “agence immobilier” irony no tafatsoaka any am-pitandranomasina rehefa nisoloky olona miisa 3600.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Actualités.Polisim-pirenena Hanangana sendikà ary hanatsara ny fomba fiasa

Voatonontonona ny mpitandro ny filaminana tato ho ato manoloana ny resaka kolikoly misy eo amin’ny fifaninanana handraisana mpianatra ho polisy, amin’ny kidnapping ary amin’ny raharaha maro samihafa toy ny asan-dahalo sy famatsiana fitaovam-piadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Actualités.Karatry ny mpanao gazety Nisy nametra-pialana indray tao anatin’ny komisiona

Naharitra adim-pamantaran’andro telo ny fihaonan’ny mpikamban’ny Holafitry ny mpanao gazety voafidy teto amin’ny faritanin’Antananarivo sy ny solontenan’ny tompon-gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Actualités.Tetibolan’ny CUA Nobangan’ny fitondrana 2 miliara ariary

Araka ny efa nambaran’ny lefitry ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Andriamorasata Julien, ny alatsinainy teo dia notsoahana tamin’ny fiadidiana ny kaominina Antananarivo na ny CUA ihany koa ilay antsoina hoe “droit de circuler”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Actualités.Tanora Malagasy Miroso aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo

Ny talata farany teo no nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny hotely Ibis Ankorondrano ny drafitrasa nasionaly momba ny fahasalaman’ny fananahan’ny tanora sy adolantsento ho an’ny taona 2018 -2020.

Hamaky ny tohiny
FTT