• Talata 13 Febroary 2018
Actualités.Fahadisoan’ny tarehimarika sy tsipelina Fanombohana ny halatra amin’ny fifidianana !

Niteraka resabe ny fivoahan’ny sorabola midangana mikasika ny tsenam-panjakana tamin’ny taona 2016 nivoaka tao amin’ny tranonkalan’ny Sampandraharaha misahana izany dia ny ARMP.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Febroary 2018
Actualités.Tsenan’i Sabotsy Mahitsy Tsy manaiky lembenana ireo vahoaka

Manoloana ny trangan-javatra misy eny amin’ny tsenan’i Sabotsy Mahitsy RN 4 ka ketrehan’ny filankevitra kaominaly miaraka amin’ny ben’ny tanàna ny hananganana pavillon maromaro eo amin’ny lalana miditra ao amin’ity tsena ity dia tsy manaiky lembenana amin’ny antsojay mahazo azy izy ireo sy ny lehiben’ny tsena am-perinasa intsony ireo vahoaka mpividy sy mpivarotra ao amin’ny tsenan’i Mahitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Febroary 2018
Actualités.Klioban’ny USCAFOOT sy ny IRC Notoloran’ny CUA fitaovana

Tontosa omaly alatsinainy 12 febroary maraina teny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny fanoloran’ny Kaominina Antananarivo fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny Klioban’ny Uscafoot sy ny IRC (Iarivo Rugby Club), izay samy eo ambany fiahian’ny Kaominina Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Febroary 2018
Actualités.Houcine Arfa Nitory manampahefana Malagasy maro

Tsy mipetra-potsiny ilay teratany Frantsay Houcine Arfa, gadra nitsoaka teto Madagasikara manoloana ny raharaha rehetra nahasaringotra azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Febroary 2018
Actualités.Manozongozona fitondrana Hogejaina ny asa fanaovan-gazety !

Tian’ny mpitondra hofehezina ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara satria tsapany ny tanjany sy ny antom-pisiany, izay hery lehibe faha-4 eto amin’ny firenena. Manohintohina ny fitondrana amin’ny ankapobeny ny fisian’ny orinasan-tserasera tsy dia mitovy firehana aminy eo amin’ny famoaham-baovao, fa tiany hidokadoka sy hanafotsy ny efa mainty avokoa ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Febroary 2018
Actualités.Tolo-tanana ho an’i Mahefa tarika Hasina Mpanakanto maro no nanoina ny antso

Vita soamantsara ny hetsika “Tolo-tanana ho an’i Mahefa Tarika Hasina” ny zoma alina tetsy amin’ny Telozoro Andrefanambohijanahary. Raha tsiahivina, fanombohan’ny fahatapahan’ny lalandra any amin’ny loha no nahazo ity mpitendry gitara sady mpihira ao amin’ny tarika ity.

Hamaky ny tohiny
FTT