• Alarobia 21 Febroary 2018
Actualités.Gaboraraka ao amin’ny kaominin’i Toamasina Nametra-pialana ny filohan’ny mpanolotsaina

Sambany teo amin’ny tantaran’ny kaominin’i Toamasina no nisy filohan’ny mpanolotsain’ny tanàna nametra-pialana noho ny zava-misy tsy mandeha amin’ny laoniny sy tsy manaraka ny lalàna ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Actualités.Fampidanganana vidin-jiro Hararaotina ny fahalemen’ny vahoaka

Midangana ny vidin-jiro ankehitriny. Tafakatra hatrany amin’ny 80% ho an’ny mpanjifa mampiasa ny « tarif 16 ». Vidiny tokana 370Ar/kwh, fa tsy misy intsony ny “1ére tranche” sy ny “2éme tranche” nanomboka ny faktiora janoary 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Actualités.Rotsak’orana Mbola tena hatevina amin’ity volana febroary ity

Na dia efa mamaramparana ny volana febroary aza isika ankehitriny dia fantatra fa mbola tena hatevina tanteraka ny rotsak’orana eto an-drenivohitra sy any amin’ny Faritra, raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Fahapotehan’ny JIRAMA Andry Rajoelina no tompon’antoka voalohany

Anisan’ny nanaitra ny sain’ny maro ny fanambaran’ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina tamin’ny fanazavana ilay vinany IEM (Initiative Emergence Madagascar) tamin’ny fahitalavitra maromaro. Niezaka nandresy lahatra ary namoaka tarehimarika maromaro i Andry TGV sady nanao fampitahana an’i Madagasikara tamin’ny firenena hafa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Antsirabe Bolabolana boaderozy 37 saron’ny zandary

Saron’ny zandary teo amin’ny sakana tao Vinaninkarena-Antsirabe ny sabotsy 17 febroary 2018 lasa teo ny bolabolana boaderozy miisa 37, mirefy 50 ka hatramin’ny 90 sm ny halavany ary 1O ka hatramin’ny 25 sm ny savaivony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Vato eny Ampamarinana Ahiana mbola hitera-doza

Ny zoma 16 febroary tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany alina no nikodia ilay vato be teny Ampamarinana ka namotika trano 3 sy namono olona 7.

Hamaky ny tohiny
FTT