• Alakamisy 01 Martsa 2018
Actualités.Zanak’i Fandriana sy Fikasàna Hifankahita etsy Soanierana

Aleo tara toy izay tsy misy ! Izay no azo hanambarana ny hetsika fifampiarahabana nahatratra ny taona fanao isan-taona ho an’ny Zanaky ny distrikan’i Fandriana, Fisakàna ary ny faritra Amoron’i Mania. Hetsika faha-7 hokarakarain’ny Association Ny Aina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
Actualités.Mpandraharaha Sinoa Maro no hangoron’entana…

Leo ny antsojay amin’ny alalan’ny fitakiam-bola tsy ara-drariny ataon’ny olona ambony eto amin’ny firenena ny mpandraharaha sinoa sasany, ka maro no mety handao an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
Actualités.Minisiteran’ny fitsarana Tompon’andraikitra ambony 4 nesorina

Azo itarafana ny savorovoro misy eo amin’ny fitantanana ny firenena ireo fanapahan-kevitra noraisina omaly hariva nandritra ny filankevitry ny minisitra notanterahana teny Iavoloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
Actualités.Mpanondrana devizy tra-tehaka Arovan’ny mpanolotsaina sy ny zanaky ny filoha ?

Tovolahy iray 27 taona antsoina hoe Ntsay Kevin no sarona nitondra vola vahiny tsy ara-dalàna teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny 14 febroary 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Febroary 2018
Actualités.Fanaovana taratasy eto Madagasikara Mbola tena mandany vola sy fotoana

Tsy fantatra intsony raha ny fandaminan’ny tompon’andraikitra no sarotra arahina na ny olom-pirenena no miaina ao anaty fahasarotana ankehitriny. Amin’izao fotoana izao mantsy, sarotra ny manamboatra taratasy eo anivon’ny biraom-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Febroary 2018
Actualités.Fanadinana ho mpianatra mpitsara Hesorina ireo mpiadina saika hanao kolikoly ?

Mbola miteraka resabe hatramin’izao ny fanafoanana ny fanadinana hidirana ho mpianatra mpitsara sy mpiraki-draharahan’ny fitsarana na ny ENMG noho ny resaka kolikoly. Efa nesorina ny tompon’andraikitra voalaza fa voakasik’izany, toy ny Tale ara-bola na ny DAF.

Hamaky ny tohiny
FTT