• Alarobia 07 Martsa 2018
Actualités.Ahiana hikorontana i Toamasina Navotsotry ny fitsarana ireo mpangala-jaza

Hatramin’izay dia heverin’ny maro fa honohono ny fisian’ireo olona mangalatra sy mivarotra zaza tao Toamasina. Voaporofo ny fisiany izao araka ny vokatra azon’ny polisy misahana ny heloka bevava sy ny fiarovana ny zaza tsy ampy taona ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2018
Actualités.Ambany tetezan’Ampasika Lasa fanariam-pakon’ny renivohitra

Manomboka miparitaka indray ny fako amin’izao. Tsy eto an-drenivohitra ihany fa voakasika ihany koa ny any amin’ny kaominina ambanivohitra toa an’i Bemasoandro Itaosy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Actualités.Mpiasam-panjakana Ho avy ny fitokonana faobe

Miala any indray ny fitokonan’ny mpiasam-panjakana. Mety hiroso amin’ny fitokonana ny Sendikan’ny Mpampianatra-Mpikaroka na ny SECES rahampitso 7 martsa noho ny tsy fivalian’ny fitakiany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Actualités.Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana Maka traikefa amin’ny Frantsay ny Malagasy

Nisokatra tamin`ny fomba ofisialy omaly tetsy amin`ny Hotel Carlton ny fikaonan-doha fiaraha-miasa faharoan`ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana Malagasy sy Frantsay izay haharitra telo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Actualités.Karaman’ny mpiasam-panjakana sy tsy miankina Tokony hiakatra amin’ity taona ity, hoy ny SSM

Nanao fanambarana tetsy amin’ny Koots food Mahamasina omaly ny avy eo anivon’ny randrambaon’ireo sendika eto Madagasikara na ny SSM fa hanao hetsika faobe fanairana manoloana ny fitsarana Anosy izy ireo ny zoma izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Actualités.Mpiasan’ny SAMVA mitaky ny zony Mitohy ny antsojay mahazo azy ireo

Mihamafy ny fandrahonana sy ny fanapenam-bava mihatra amin’ireo mpiasan’ny SAMVA izay mitaky ny zony amin’izao, raha araka ny tafa nifanaovan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety. Isaky ny fivoriana mantsy, hono, ny lehiben’ny SAMVA dia mamerimberina hatrany fa “force sy voay ny tenany ka tsy tokony ho tsapatsapaina na andrama atelina”, fitenena izay tena mampatahotra mafy ireo mpiasa tokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT