• Alakamisy 08 Martsa 2018
Actualités.Tranga eny anivon’ny fokontany Fanendahana sy ny adiady madinika no tena maro

Tsy misy izay tsy miaiky fa sahirana ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Zary mikorontana hatramin’ny fiaraha-monina vokatr’izany, antony mampitombo isa ireo karazana fitarainana eny anivon’ny Fokontany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Actualités.Association-Ntsika Nanolotra fanampiana ho an’ireo mpianatry ny CEG ao Toamasina

Mpianatra miisa 483 mianadahy avy amin' ny CEG miisa fito ao Toamasina I no indray notoloran' ny Association-ntsika dictionnaire Larousse maimaim-poana iray avy omaly noho ny fahazoan' izy ireo naoty ambony indrindra tamin’ny taom-pianarana 2016- 2017 farany teo .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Actualités.Fankalazana ny 08 martsa nalefa mialoha Mampametra-panontaniana ny maro

Somary lasa aloha ny fankalazana ny datin’ny 08 martsa, andro maneran-tany ho an’ny vehivavy tamin’ity taona 2018 ity eto Madagasikara raha noharina tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2018
Actualités.Fanomezana avy amin’ny vadin’ny filoha Lasa miteraka resabe

Vehivavy mpampianatra amin’ny EPP, CEG ary Lisea miisa 3000 avy amin’ny CISCO Antananarivo Renivohitra no notoloran’ny vadin'ny filoham-pirenena Voahangy Rajaonarimampianina fitaovana fasiana sakafo na ireny antsoina hoe “hotpots” ireny teny Mahamasina ny alatsinainy teo. Nisy ny fampantenana ny hafa toa ny eny Ambohidratrimo satria miisa 7 000 ireo « hotpots » hozaraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2018
Actualités.Antananarivo Renivohitra - Région Île de France Nanoritra ny fiaraha-miasa amin’ny ho avy

Nanatanteraka dinik’asa tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly talata 6 martsa 2018 ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sy ny filoha Lefitra Voalohan’ny Région-Ile-de France Jérôme Chartier.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2018
Actualités.Karatra maha mpanao gazety “Tsy misakana ny kaomisionina izahay”, hoy i Gérard Rakotonirina

Tsy nampitovy hevitra ny orinasa fanaovan-gazety maro sy ny minisitera ny momba ny komity natsangan’ny minisiteran’ny serasera hiantsoroka ny fizarana karatra maha matihanina momba ny fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
FTT