Actualités

Association-Ntsika Nanolotra fanampiana ho an’ireo mpianatry ny CEG ao Toamasina


  • Alakamisy 08 Martsa 2018

Mpianatra miisa 483 mianadahy avy amin' ny CEG miisa fito ao Toamasina I no indray notoloran' ny Association-ntsika dictionnaire Larousse maimaim-poana iray avy omaly noho ny fahazoan' izy ireo naoty ambony indrindra tamin’ny taom-pianarana 2016- 2017 farany teo .

 

 

Tonga nanolotra izany tamin' ny fomba Rtoa  Juliana Ratsiraka  filohan' ny Association-ntsika notron' ireo solontenam-panjakana maro avy amin' ny minisiteran' ny Fanabeazam-pirenena.Raha tsiahivina dia nahatratra 19,50/20 ny salan' isa ambony indrindra azon' ny mpianatra ka ny ankizy telo voalohany tamin' ny sekoly miisa fito  no indray nomena fanomezana . Voakasik’izany ny Ceg Radama, Reference, Augnagneur,  Ratsimilaho, Rahahatahitra, Tsarakofafa, Mangarano…Tsiahivina moa fa manokana  cours maimaim-poana ny Association-ntsika amin’ity taom-pianarana 2017-2018 ity ho tosika famporisihina ireo hanala fanadinana BEPC.

 

Pati






                                            

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT