- Alarobia 14 Martsa 2018
Actualités.Fandorana dosie tao amin’ny ENMG Tsy hampihemotra ny Bianco
Namoaka fanambarana manoloana ny raharaha fandorana ny taratasim-panadinana tao amin’ny sekoly ambony manofana ho mpitsara sy mpiraki-draharaha na ny ENMG ny teo anivon’ny Bianco omaly. Nanamafy ity sampandraharaha ity fa naheno sy nahalala ny zava-niseho.
Hamaky ny tohiny