• Alakamisy 15 Martsa 2018
Actualités.Tetikasa lalankely eto an-drenivohitra 12,9 miliara ariary no nomen’ny Frantsay

Nifarana ny tetikasa lalankely andiany faha-2 eto Antananarivo novatsian’ny sampandraharaha Frantsay momba ny fampandrosoana na ny AFD vola hatrany amin’ny 5 tapitrisa Euros na 12,9 miliara ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
Actualités.Paositra Malagasy Hodinihinan’ny UPAP ny fampandrosoana azy

Omaly no natao tetsy amin’ny hotely Ibis Ankorondrano ny fanaovan-tsonia hanaovana ilay fikaonan-doha tsy ara-potoanan’ireo solontenan’ny fikambanan’ny firenena Afrikana momban’ny paositra (UPAP).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
Actualités.Fiarahamiasan’ny CUA sy Ministeran’ny Fanabeazana Atao sekoly modely ny EPP Soarano

Vita sonia tetsy amin’ny EPP Soarano ny alarobia 14 martsa 2018 ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny Ministera misahana ny Fanabeazam-pirenena tamin’ny alalan’ny Tale Jeneralin’ny Fanabeazam-pirenena Todisoa Andriamampandry sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra tamin’ny alalan’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
Actualités.Zanaray Miraindraiky Ny firaisankinan’ny Antesaka no laharam-pahamehana

Fahombiazana ! Izay raha fehezina ny fihaonana voalohany ho an’ny taona 2018 ho an’ireo terak’Antesaka mivondrona ao anatin’ny fikambanana Zanaray Miraindraiky teny amin’ny CNaPS Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Actualités.Ady teny amin’ny fitsarana Resy ny fanjakana

Nofoanan’ny filankevi-panjakana omaly ny didim-panjakana manaisotra ny tonia mpampanoa lalàna ambony,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Actualités.Patrick Raharimanana Nohadihadian’ny zandary nandritra ny 7 ora

Dosie miisa 3 no nanaovana fanadihadiana an’i Patrick Raharimanana teny amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefan’Ambohijanahary omaly talata 13 martsa, ka naharitra 7 ora ny fanadihadiana natao azy.

Hamaky ny tohiny
FTT