• Sabotsy 17 Martsa 2018
Actualités.Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka Nesorina ny sekretera jeneraly

Nirarakopana ny fanesorana tompon’andraikitra ambony tao amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka nandritra ny filankevitry ny Minisitra omaly. Isan’ireny ny Sekretera Jeneraly Dr Ratsirarson Joséa, izay efa nisy ny tsaho niparitaka ny fiandohan’ny herinandro, fa nametra-pialana ny tenany, saingy nandisoiny izany. Noterana niala ve izy fa tsy nety?

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Martsa 2018
Actualités.Bizina volamena eny Analakely Mahavelona tsara, hoy ireo mpanao azy

“izahay mividy volamena ô”, izay le feo tsy maintsy re rehefa mandalo eny Analakely, indrindra ny manamorona ny fianarana Jean Joseph Rabearivelo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Martsa 2018
Actualités.Veterinera Mbola vitsy eto Madagasikara

Omaly no natao tetsy amin’ny hotel Ibis Ankorondrano ny fanakatonana ilay tetikasa AVSF (Agronome et véterinaire sans frontiers) Asara Fagnatsara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Martsa 2018
Actualités.Rivodoza Eliakim Olona iray no namoy ny ainy omaly

Omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 ora teo no niditra an-tanety tao Cap Masoala ilay rivodoza Eliakim, raha araka ny vaovao azo teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Martsa 2018
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana etsy Anosy Miha mitombo isa

Tsy mitsahatra ny manala ireo mpivarotra amoron-dalana manoloana ny radio nasionaly Malagasy etsy Anosy sy amin’ny sisin-dalana manakaiky ny Hotely kintana 5 Carlton amin’izao fotoana izao ny Boriborintany I.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Martsa 2018
Actualités.Fetin’ny paska ao Antsirabe Hafana ny fiarahana amin’ny vondrona Star

Hafana indray ny fetin’ny Paska ao Antsirabe amin’ity taona 2018 ity. Hotanterahina any an-toerana manomboka ny 30 martsa ka hatramin’ny 2 aprily ho avy izao indray mantsy ny “Star Tour” izay hanasana ny mpiala sasatra rehetra.

Hamaky ny tohiny
FTT